|
|
|
|

Teny iditra1  ala olana
Singan-teny  2 ala, 3 olana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 famahana tady mifadiditra
6 fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  7  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
8  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Tovy hevitra  9 ala rohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12